|
|
|
|

Teny iditra1  miharoka
Fototeny  2  haroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy miharoka izany vilany izany ka andeha jereo
Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hiharoka ahy Rakoto fa fantatro tsara
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza miharoka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Miharoka lalina izy (Il examine des choses profondes)
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  mangaroka
Mpanahaka  11  misafary, misaroro, mamantatra

Fivaditsoratra  12  hakoraim, hakoriam, hamariko, hamirako, hamorika, ikaroham, ikoraham, mahorika, miharoka, mihoraka, mikaroha, mirohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21