|
|
|
|

Teny iditra1  mijaly
Fototeny  2  jaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io
Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to suffer
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] souffrir
Ohatra  7  Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [2.470]
8  Ny ankabeazan' ny olona amin' izany toerana voalazako izany no anisan' ny mijaly amin' ny fitondran-janatany. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  miaritra ny mafy mahatsiaro mangirifiry, mitondra ny mafy, mitondra ny tsy eran' ny aina, mitondra ny maizina, mitondra kitra, mitondra rofy, miritra aina, miferinaina, mitoloko, mifia-dranomaso, sendra ny mangidy tsy telina, voan' ny aza manody, fadiranovana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mijaly io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11