|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikainkona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  kainkona
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mifintina ka mioritra ny ivelany: Mikainkona ny hoditr' omby maina
Miforitra ho kely sy fohy, mihorona, miditra ao anaty akorany: Mikainkona ny sokina raha vao voatohina
Mihemotra, mitakemotra: Natahotra ny anao lahy ka nikainkona
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to curl up as a worm, etc.; to pull back
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] se recroqueviller, se retirer, reculer
Mpanahaka  11  miketrona, mifendrotra, mifintina, mivonkina
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mikainkona io

Teny iditra (2/2)13  mikainkòna
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikainkona [Fitanisana]
Fototeny  15  kainkona
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]

Fivaditsoratra  18  ikainkonam, mikainkona, mikainkòna, namikinako

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10