Teny iditra mikaly (kaly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina
Mitovy hevitra: miangaly ~ mijijy ~ mikajakaja ~ mikajy ~ mikajy ~ mikandikandy ~ mikandy ~ mikenakena ~ mikojakoja ~ mipasopasoka ~ mitandrina [1.1]
Ohatra Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikaly
Ny lasa : nikaly
Ny hoavy : hikaly
Filaza mandidy : mikalia
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20