Teny iditra (1/3) | 1 mikarakara |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
misaritaka |
Teny iditra (2/3) | 4 mikarakara |
Fototeny | 5 karakara |
Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity? |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] to take care of, to look after |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] prendre soin de; se charger de |
Ohatra |
10 Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 15 mikarakarà |
Fototeny | 16 karakara |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarakara [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 18 ikarakaram, irakarakam, karakaraim, mikarakarà, mikarakara, mirakaraka, rakarakaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |