|
|
|
|

Teny iditra1  milebolebo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  lebolebo
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Ta-handoa, mahatsiaro ho maloiloy, mivivy toy ny ta handoa. (Ny fiteny matetika dia ny hoe misalebolebo)
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.54] avoir des nausées
Voambolana  9  Fahasalamana
Tovy hevitra  10  maivivy, maloiloy, manamonaina, misalebolebo, misalembona, misalebona, misolebileby
Mpanahaka  11  dimpoana, fenofeno, masinaty, mihoaka, salontsolonina, salosonina, tahandoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29