Teny iditra | 1 miorotra |
Fototeny | 2 orotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manongotra mandriry amin' ny tanana, manapaka amin' ny antsy |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 manorotra |
Mpanahaka | 9 manongotra, manombotra, manatsoaka, manala, mandriry, manesotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |