Teny iditra | mirava samy marina | |
Singan-teny | mirava ; samy ; marina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Zava-niseho tamin' ny andron-dRanavalona II no nahatonga an' io fitenenana io: somary sahala amin' ny didy manko, hono, ny miangona tamin' izany, ka tonga tao am-piangonana ny olona nefa tsy nisy mandrakariva ny mpitari-pivavahana; koa rehefa nirava ny olona, dia samy nirava samy marina, hono, satria samy tao am-piangonana nefa tsy niasa alahady [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |