|
|
|
|

Teny iditra1  mirava samy marina
Singan-teny  2  mirava, samy, marina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] zava-niseho tamin' ny andron-dRanavalona II no nahatonga an' io fitenenana io: somary sahala amin' ny didy manko, hono, ny miangona tamin' izany, ka tonga tao am-piangonana ny olona nefa tsy nisy mandrakariva ny mpitari-pivavahana; koa rehefa nirava ny olona, dia samy nirava samy marina, hono, satria samy tao am-piangonana nefa tsy niasa alahady

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07