|
|
|
|

Teny iditra1  miray
Fototeny  2  iray
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mikambana: Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an' ireny aho
5  Miombona zavatra tokana: Miray trano Rakoto sy ny zaodahiny (io hevitra io no hita amin' ny fombam-pitenenana maro toy ny hoe: miray hevitra, miray saina, miray tetika, miray fo, miray asa, miray dia...)
6  Mikambana amin' ny fanambadiana
7  Manao tokantranomaso, izany hoe miara-mitoetra tsy araka ny fanambadiana ara-dalàna: Efa telo tanàna izy roa ireo no niray [1.1]
8  mivady [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9  see Iray [1.2]
10  to be united; to be of one mind [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  s'unir, être unis; être d'accord [1.8]
12  s'accoupler [1.13]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Mpanahaka  17  Miombona, mikambana, mitambatra, mivondrona
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny miray io

Fivaditsoratra  21  miary, miray

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10