|
|
|
|

Teny iditra1  misara maina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] misaraka tsy nisy zavatra raikitra na nifanarahana; samy miala tsy misy na inona na inona vita
Singan-teny  4  misara, maina
Tovy hevitra  5  misara-poana, misara-potsiny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10