Teny iditra (1/2) | 1 mitaiza |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to nurse, to bring up |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] nourrir, élever |
Ohatra |
6 [2.324] Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala? |
Fototeny | 7 taiza |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mikarakara, mikajakaja, miahy, miraharaha, mikanonkanona, mamelona |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mitaiza io |
Teny iditra (2/2) | 16 mitaizà |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaiza [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] |
Fototeny | 20 taiza |
Fivaditsoratra | 21 itaizam, mitaizà, mitaiza |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27 |
![]() |