Teny iditra | 1 mitatatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe 4 [1.13] manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to cut water-channels; to be ditched with water-channels |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles 7 [1.13] drainer |
Fototeny | 8 tatatra |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 13 manatatra |
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mitatatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |