Teny iditra (1/2) | 1 mitazana |
Fototeny | 2 tazana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mijery lavitra, mitsinjo: Mitazana ny mpangalatra avy eto am-baravarankely eto aho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to view from above or from a distance |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] regarder d'en haut ou de loin; observer |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mitazana io |
Teny iditra (2/2) | 12 mitazàna |
Fototeny | 13 tazana |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitazana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fivaditsoratra | 17 amizatan, itazanam, mitazàna, mitazana, namizata, nataizam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |