Teny iditra (1/2) | 1 mitily |
Fototeny | 2 tily |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bezanozano]
mitsikilo 5 [1.78] [Sihanaka] mandinika 6 [1.1] Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo 7 [1.13] manao andry maso mba hikendrena zavatra iray |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.13] guetter |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 mitsikilo, manarangarana, manazangazana, mitaratra, mizaha taratra, mijery fandry, mikendry, miandry, manao andry maso, miambina, mandry tsy aman' afo |
Teny iditra (2/2) | 14 mitily |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Bara]
misidintsidina, manidina avo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |