|
|
|
|

Teny iditra1  mitonia
Fototeny  2  tony
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitony [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4  [3.1] sois calme, soyez calme, apaises-toi, apaisez-vous
Ohatra  5  mitonia aloha ianao Ravaomaria, hoy i Soazara. [2.445#90]
6  Eny e, mitonia kely aloha, ho' aho, ry vehivavy terak' Imamo. [2.528#144]
7  Dia nifoha izy ka niteny mafy ny rivotra, ary nilaza tamin' ny ranomasina hoe: Mangina, mitonia. [2.996]

Fivaditsoratra  8  amintio, miotina, mitaino, mitonia, tamoiny, taominy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21