Teny iditra mitoringana (toringana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandringa, mikotringa: Aretina no nahatonga an' io zaza io hitoringana
Mitovy hevitra: mandringa ~ midehadeha ~ midraikodraiko ~ mikolepaka ~ mikotrifa ~ mikotringa ~ mitolila ~ mitolilalila ~ mitolitsika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitoringana
nitoringana
hitoringana

2013/05/23