Teny iditra mikotringa (kotringa)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mandringa, tsy marim-pamindra fa miavo miiva
¶ kely ila [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra kolepaka ~ kotrefa ~ kotrefaka ~ kotrepaka ~ kotrifa ~ mandringa ~ mikotrifa ~ mikolepaka ~ mitolila ~ mitolitsika ~ tolitsika ~ tsapika

2009/02/23