Teny iditra mitranga (tranga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miseho lany, izany hoe: ny ilany fotsiny no hita aloha: Indro mitranga avy ao anaty hazo ny volana ba liaka
Mitovy hevitra: mamelovelo ~ manangasanga ~ mipoitra ~ mipongatra ~ miposaka ~ miseho [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitranga
nitranga
hitranga
mitrangà
Teny nalaina 

Teny iditra mitrangà (tranga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitranga [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/23