|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsapa
Fototeny  2  tsapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono
Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny
Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano
Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny.
5  [1.78] [Taisaka] manjono amin'ny tanana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to touch, to feel of; to console
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] toucher; palper; consoler
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny mitsapa io

Teny iditra (2/2)21  mitsapà
Fototeny  22  tsapa
Sokajin-teny  23  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsapa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.3]

Fivaditsoratra  26  itsapam, mitsapa, mitsapà, mpiatsa, tsapaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08