Teny iditra (1/2) | 1 mivonona |
Fototeny | 2 vonona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady Mikasa: Nivonona hianatra izy raha vao nifoha Manomana, manangona: Nivonona fiadiana ny tanàna |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to get ready to be prepared |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être prêt, se préparer à faire une chose |
Ohatra |
7 Miandry ny kalesin-dalamby izy ireo ary matahotry ny hilaozany ka mivonona adiny iray na roa alohan' ny fahatongavany. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 miomana, misikina, miatrana, manatrika |
Teny iditra (2/2) | 13 mivonòna |
Fototeny | 14 vonona |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivonona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fivaditsoratra | 17 anonovim, mivonòna, mivonona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |