|
|
|
|

Teny iditra 1  monina
Fototeny  2 onina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy
5 Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise
6 Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2]
8 to reside, to dwell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 résider, habiter [1.8]
Ohatra  10  Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao [2.471#55]
11  ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Anarana :
Mpanahaka  17  makatoerana, 18  mamitsaka, 19  manorimponenana, 20  mialokaloka, 21  miampirina, 22  milasy, 23  miorindasy, 24  mipetraka, 25  mitoetra, 26  mitomoetra
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 19 misy io teny io
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 mañino, 30 mañony, manony, 31 minona, minòna, 32 monany, monina

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07