Teny iditra | 1 montotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mandondona, avo kely noho ny manodidina miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany: Asa fa montotra indray Rasoa androany manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#445] saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation fâché, gonflé de colère |
Ohatra |
5 Itony loha è, montotra hoatra ny vilany nongo [2.69#] 6 Anatra avy aminy : Ry manetry montotra sy misimba hava-manana! [2.857#] 7 Mpisompa-kava-manana sy manetry montotra izy ireny, ary manao tahaka an' Ikotokely mian-dry ondry, ka ny maty no ananany be [2.285#] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 15 montitra |
Mpanahaka | 16 mandondona, mandomba, mandroso |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny montotra io |
Fivaditsoratra | 20 amontotr, montotra, natomotr |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |