|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mpanapaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] a governor, a ruler
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] gouverneur
Ohatra  5  [2.59#] Ny mpanapaka tsy nahatahotra azy intsony;
6  [2.69#] taranaky ny mpanapaka, anak' Impamonoandroanio;
7  [1.237#] Tompon' ny safidim-poko, mpanapaka ny momba ahy!
8  [2.285#] tsy ary ho mpanapaka sy mpitondra vahoaka daholo isika rehetra.
Fototeny  9  tapaka

Teny iditra (2/2)10  mpanapaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.13] interrupteur
Voambolana  13  Fizìka
Fototeny  14  tapaka
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11