Teny iditra | nobinitsika > binika | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] For binabina [1.2] | ||||||
Teny iditra | nobinitsika > binika (bika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Envisagé, considéré [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voabika | ||||||
Fivaditsoratra | binika, kibany |
Teny iditra | nobinitsika > binitsika (bitsika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voabitsika, bitsihina, ilazana zavatra lazaina malemilemy eo am-poto-tsofina: Inona no nobinitsiny taminao teo ? [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a chuchoté, à qui ou a parlé bas, qu'on a entraîné [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voabitsika | ||||||
Fivaditsoratra | binika, kibany |