Teny iditra (1/2) | 1 nono |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Organa hita eo amin' ny tratran' ny olombelona sy ny biby miteraka, izay iavian' ny ronono amelomany ny zanany raha mbola kely |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a pap, a breast, a teat. 5 [1.7] the breasts |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] les seins; mamelle 7 [1.13] mamelle, pis |
Voambolana |
8 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 46 Ohabolana misy io teny nono io |
Teny iditra (2/2) | 47 nono |
Sokajin-teny | 48 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
49 [1.196] (allusion à ses emplois comme galactogogue). Metaporana parvifolia var. obtusa Verdc. (Convolvulaceae). L'infusion en est donnée aux femmes qui viennent d'accoucher pour favoriser la lactation ; surtout quand elles sont suspectes de syphilis. [Bara]
|
Voambolana |
50 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |