|
|
|
|

Teny iditra1  ny diavolan-ko lava, ny kilalao mbola ho ela
Singan-teny  2  diavolana, ho, lava, kilalao, mbola, ela
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-manome fankaherezana olona, izay tsy nahomby na tsy nandray aniara tamin' ny asa na kilalao na fifaninanana iray ka ilazana aminy fa mbola misy fotoana hahazoany manarina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/02