Teny iditra (1/3) | 1 olika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiviliviliana, safelika, olaka, 4 [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] winding, as a road, etc. Same as olaka |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] sinuosité, contour, zigzag, spirale 7 [1.13] circuit |
Ohatra |
8 olika nanenjika jomoka tany. [1.436#] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 15 biloka, mailoka, olaka, olikolika |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 24 olika |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.78] [Tambahoaka]
tsinay |
Fanazavàna teny anglisy |
27 [1.2] [Provincial]
the intestines |
Voambolana |
28 Haiaina |
Teny iditra (3/3) | 29 olika |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
31 [1.2] [Provincial]
a rope |
Fivaditsoratra | 32 aloky, aolik, ilako, iloka, kalio, kaloi, kaloy, Kaloy, kialo, kilao, kiloa, kolay, laiko, lakoi, lakoy, laoky, loaky, olika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |