Teny iditra | ombako | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Famaritana malagasy | [Taisaka] mbay lalana! [Rakotosaona 1975] | |
Fandikana anglisy | [Provincial] a word for mbay lalana [Richardson 1885] | |
Ohatra | Ombako tsy mahazaka aminao tokoa a Rangahy ny tsiny. [Ndemahasoa: Antakay, takila 55] | |
Teny iditra | ombako (omba) | |
Sokajin-teny | anarana ombana sy mpisolo | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20 |
![]() |