|
|
|
|

Teny iditra1  ombilahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] ombalahy
4  [1.5] taureau
Ohatra  5  [2.69] ombilahy folo ataony indray manezaka ihany
Voambolana  6  Haibiby: mampinono
Singan-teny  7  omby, lahy
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny ombilahy io

Fivaditsoratra  15  hobilaim, ombilahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02