|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  omby
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Antonona, sahaza (ka samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny zavatra ampidirina amin' io toerana io): Be loatra ny olona nasaina fa tsy omby ny trano. / Ireo olona izaitratra ireo ve ho omby ao amin' io efitra kely io? [1.1]
4  antonona, sahaza ka samy azo faritana amin'ny io na ny ampidirana na ny ampidirina: Tsy omby ny tongony ilay kiraro / Tsy omby an' ilay kiraro ny tongony [1.62]
5  antonona [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6  sufficient, enough, competent, large, spacious, roomy, reaching to, arriving at. It is also used for mby [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  suffisant, capable de contenir, qui contient; arrivé, rendu, entré dans: Omby olona roapolo ity trano ity (Cette maison peut contenir vingt personnes) ~ Tsy omby ny tongotro ireto kiraro ireto (Ces souliers sont trop petits pour mes pieds) ~ Nony omby tao an-trano izy... (Lorsqu'il fût arrivé à la maison...) [1.3]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny omby io
Sary 
16 

Teny iditra (2/4)17  omby
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  Biby lehibe ompiana, karazan' ny biby mampinono ary mandinika, misy tandrony roa ary trafony iray eo an-tampon-damosiny. (Teo amin' ny Ntaolo ka mandraka ankehitriny, dia anisan' ny harena lehibe ho an' ny olona ny omby; ny ilana ny omby dia ireto avy: vonoina hihinanana ny henany, terena hakana ny rononony, afahy hanatavezana azy (omby mifahy), ampitarihina sarety, akana zezika. [1.1]
20  biby lehibe tariky ny misy taolantehezana, mandinika, miteraka sy mampinono ka iray hatrany ny zanany na dia mety hiteraka kambana aza; ... [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  21  an ox, a cow, cattle. Bos indicus, Var. [swa. Ngombe.] see ombe. [1.2]
22  a cow, an ox; cattle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23  boeuf, l'espèce bovine
24  grossier qui ne sait pas la politesse [1.3]
25  boeuf [1.54]
26  boeuf, vache [1.8]
Fanazavàna teny italianina  27  bùe (lahy), vacca (vavy) [1.18]
Fanazavàna teny alemà  28  Rind, Rinder: Mitrena ny omby (die Rinder brüllen) [1.56]
Isam-pirenena  29  Bos indicus [3.1]
Ohatra  30  Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra [2.470]
31  ombiko ireo, nisy mpamosavy alika namoaka angamba ireo [2.472]
32  Rahefa tsy ampy ny volan' ialahy, amido amiko ny ombin-tsaretin' ialahy [2.472]
33  Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [1.3]
Voambolana  34  Haibiby: mampinono
Haiendriteny 
35  Tsotra :
Sampanteny 
36  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lohateny 
Ohabolana  78  Ohabolana misy io teny omby io
Tsanganana sy sary iray takila  79  Soratr' omby
80  Bikan' ny tandrok' omby
Lahatsoratra  81  Randzavola: omby ao amin' ny Baiboly
Sary 
82 

Teny iditra (3/4)83  omby
Sokajin-teny  84  anarana
Fanazavàna teny malagasy  85  Trano ataon' ny bibindandy [1.1]
86  trano ataon'ny bibin-dandy hisitrihany [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  87  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  88  action de faire le cocon, se dit des vers à soie [1.3]
Voambolana  89  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
90  Matoantenin' ny mpanao :
91  Matoantenin' ny fameno :
92  Anarana :
93  Mpamaritra :

Teny iditra (4/4)94  omby
Sokajin-teny  95  anarana
Fanazavàna teny malagasy  96  sefo, lehibe [1.60]
Fanazavàna teny frantsay  97  chef, patron (le chef est fort comme un boeuf) [1.60]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/17