|
|
|
|

Teny iditra1  kiombiomby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#495] Lalao fanaon' ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin' izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika ny sasany
Ohatra  4  [2.117#107] Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby.
5  [2.470#20] Matoa tsy eo akaikiny eo iLidy sy Saonina dia ilaozan' izy roalahy ireo mamolavola tanimanga ho kiombiomby, na mandrandrana volon-jozoro, na misambo-balala tsindaka.
Voambolana  6  Kilalao
Fototeny  7  omby
Tovy hevitra  8  tsiombiomby

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11