|
|
|
|

Teny iditra1  onena
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mangoraka, malahelo, miombona alahelo amin' ny olona ory na mijaly: Onena an' io mahantra io aho hany ka manome volakely azy isaky ny mandalo eo aminy
Hetsehim-po: Onena daholo ny olona nandre ny lahateniny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] low-spirited, dejected. It governs the accusative case.
5  [1.7] to feel sorry for someone
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Impressionné, attendri, qui ressent de la compassion, ému: Onena azy ory aho (Je suis attendri par ses souffrances) ~ Onena aho nandre izany laha-teny izany (J’ai été ému en entendant ce discours)
7  [1.8] avoir pitié
Ohatra  8  onena ny fahadalako izy. [2.471]
9  onena anareo aho, hoy izy nihatsaravelatsihy, nefa atao ahoana moa fa izany no lalàn' ny tany [2.5]
Voambolana  10  Ontam-po
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Mpanahaka  14  antra, malahelo, ngoaina, hontsa, toroaty, mangotikaaty, manotikanykibo, mangoraka, mangorapo, mitsetra, mitsepo, mifaditrovana, mamelovelofo

Fivaditsoratra  15  anone, aonen, naone, onena

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31