Teny iditra ~or~
Sokajin-teny tsofoka [Teny amin' ny ~or~]
Famaritana frantsay infixe qui entre dans la composition de racines secondaires: tsoropaka ( tsopaka), ngorodona ( ngodona) [Rajemisa: Grammaire]

Teny iditra or
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana anglisy  na, fa raha tsy izany [Hallanger 1969]

Teny iditra or
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy ary, amin'izany [Malzac 1893, Rajaonarimanana 1995]

Teny iditra or
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay 1. volamena. Chaîne d'or: rojo volamena. Drap d'or: lamba volamena
¶ 2. Farantsa volamena. Il cherche de l'or pour porter en voyage: mitady farantsa volamena hoenti-mandeha lavitra izy
¶ 3. harena, vola [Malzac 1893]
 (métal) volamena [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Mpanahaka  Au

2017/06/30