Teny iditra (1/4) | 1 ~or~ |
Sokajin-teny | 2 tsofoka [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.12] infixe qui entre dans la composition de racines secondaires: tsoropaka (tsopaka), ngorodona (ngodona) |
Teny iditra (2/4) | 4 or |
Sokajin-teny | 5 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.17] na |
Teny iditra (3/4) | 7 or |
Sokajin-teny | 8 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.4, 1.5] ary, amin'izany |
Teny iditra (4/4) | 10 or |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.4] 1. volamena. Chaîne d'or: rojo volamena. Drap d'or: lamba volamena 2. Farantsa volamena. Il cherche de l'or pour porter en voyage: mitady farantsa volamena hoenti-mandeha lavitra izy 3. harena, vola |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.5] (métal) volamena |
Voambolana |
14 Simia |
Mpanahaka | 15 Au |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |