|
|
|
|

Teny iditra1  orinasa marorantsana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] société multinationale
Ohatra  4  [4.27] Fa miavaka amin' ireny i Afrika Atsimo, izay na taloha na taorian' ny fanavakavaham-bolon-koditra, dia sady nahay nitsofoka tamin' ny orinasa marorantsana erantany no namorona ho azy koa tao aminy
Voambolana  5  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Singan-teny  6  orinasa, marorantsana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07