Teny iditra | 1 oviana |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara? |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] when? (of past time) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] interrogatif, quand? (temps passé) |
Ohatra |
6 Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara? [2.5] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 aavony, anaovy, anavio, anivao, anovay, aovany, avaony, avinao, aviona, avoani, avoany, avonay, iavona, iovana, ivanao, ivaona, ovanay, oviana, voaina, voanay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |