Teny iditra | parakivolotsangana > paraky volotsangana | |
Singan-teny | paraky ; volotsangana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Paraky henjankenjana ohatra ny ravim-bolotsangana ny raviny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ parakivolotsangana ] A variety of tobacco [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Variété de tabac à feuilles réduites et raides ; c'est pourquoi on les compare à celles du bambou. Apprécié aussi pour le kisoka [1.196] | |