|
|
|
|

Teny iditra1  petaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fisaka, tsy mivohitra fa mitovy tantana amin' ny manodidina: Orona petaka
Fandraiketana zavatra roa na maro mba hikambana tsara: Misy peta-taratasy eo amin' ny rindrin' ny tranonareo.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2]
5  [1.7] flat
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] plat
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny petaka io

Fivaditsoratra  24  apetak, petaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21