Teny iditra pitranga > fitrangana (tranga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina
Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay
Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra pitranga > fitranga (tranga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mitranga, izany hoe miseho lany: Ny fitrangan' ny volana avy any atsinanana [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra