Teny iditra | poritra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tery: Poritra aho fa mikisakisaha Sahirana mafy: Poritry ny volan' olona izy ka namidiny ny ombiny Maika, dodo-na: Poritry ny handeha izy ka teny am-baravarankely no nitsambikina. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Squeezed or crushed; embarrassed in trouble [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Embarrassé, troublé [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra | Tsy nisy intsony ny karaman-jaitra, mpamonjy poritra anay.
[2.472] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny poritra io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |