|
|
|
|

Teny iditra1  moraporitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] fausses perles
Ohatra  4  [1.222#mg] Nindrana ny rojo volamenan-dRamatoa fanaterany zaitra koa izy, nampiany irony moraporitra fotsy boribory hoatra ny kanety irony indray, ho indroa mijery eny am-bozona!
Singan-teny  5  mora, poritra
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28