Teny iditra | raban-tsahona (raba, sahona) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | feon' ny sahona mihoraka ¶ fikorontanana noho ny tsy fisian' ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon-drehetra [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | Irregularity, disorder, insubordination, lawless government, anarchy. See barnahiny, and baroa. This former part of this word is probably a corruption of arahaba [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | coassement des grenouilles ¶ Fig. anarchie, désordre [Abinal 1888] | |
Teny mitovy hevitra | fanjakana raban-tsahona ~ fanjakan' i Baroa ~ tany manjaka hova | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny raban-tsahona io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |