Teny iditra | 1 rafaravavy |
Singan-teny | 2 rafara, vavy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin' ny nateraka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] The name given to the last-born female in a family. |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Tovy hevitra | 7 rafara |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |