|
|
|
|

Teny iditra1  raiki-tapisaka
Singan-teny  2  raikitra, tampisaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] (tapisaka pour tampisaka) devenu définitivement maigre, phtisique
Ohatra  5  Isika izao no raiki-tapisaka amin' ity fiainana an-tsaha ity, fiainana tsy miova, fiainam-boaozona. [2.470]
Tsipelina hafa  6  raikitampisaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09