|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rangahibe
Singan-teny  2  rangahy, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taisaka] antidahy hajaina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] un vieillard très âgé
6  [1.5] vieillard. Cf. ingahibe
Voambolana  7  Teny fanajana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny rangahibe io

Teny iditra (2/3)9  rangahibe
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] A word used to frighten children; lit. a big old man.

Teny iditra (3/3)12  rangahibe
Singan-teny  13  rangahy, be
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3] nom donné au ver-à-soie qui fait son cocon
Voambolana  16  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02