Teny iditra | 1 rantsan-tanana |
Singan-teny | 2 rantsana, tanana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1][rantsanTAnana] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely [rantsanTAnana] ireo rantsana folo amin' ny tanana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] the fingers |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] les doigts 7 [1.13] doigt |
Ohatra |
8 Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana. [2.445#] 9 voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao. [2.357#] |
Voambolana |
10 Haiaina |
Mpanahaka | 11 rantsantongotra |
Kamban-teny |
|
Manontolo |
|
unkLabel:Xmeronyms: |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |