Teny iditra rendrika vao nahazo amalona
Singan-teny rendrika ; vao ; mahazo ; amalona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fiteny enti-milaza olona tratran' ny loza mahamay kanjo dia izany no nahazoany soa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01