Teny iditra | 1 revo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Latsaka an-kona na anaty fotaka marihitra: Revo tao anaty fotaka ny ombinay ~ Revon' ny fitiavana io zazalahy io ka tsy nahatozo ny fianarany Variana manao zavatra ka tsy mahatsiaro ny manodidina intsony: Revon-daolao ny ankizy ka tsy mahatsiaro izay sakafo intsony na revo milalao ny ankizy Sahirana fatratra: Revon' ny trosan' olona izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] stuck in the mud; completely engrossed |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] embourbé; plongé dans une occupation |
Ohatra |
6 Dia revo tamin' izay aho nanao kaontin-dRabejofo! [2.471] 7 Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka. [2.472] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 variana, sondriana, rendrika, renoka, jemby, senoka, rendrehana |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny revo io |
Fivaditsoratra | 19 revo, vero, vore |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |