|
|
|
|

Teny iditra1  rihitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tany leman-drano ametahana biriky sy ikambanany mafy tsara: Ny mpanao rihitra no manampy ny mpandrafi-biriky
Ny maditidity amin' ny ranon-javatra: Tiako ny rihi-boangahazo
4  [1.13] feta andraiketana vato na biriky
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] thickness of liquids, turbidness
mortar made of liquid mud and sand
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] liquide épais, gluant
terre délayée dans l'eau et préparée en guise de mortier, pour crépir, pour agencer les briques
7  [1.13] mortier
8  [1.196] (toute l'île). Liquides épais, visqueux et collants en particulier les empois obtenus en faisant cuire des produits amylacés. D'où l'adjectif marihitra : collant, gluant. On précise souvent l'origine de l'empois, par exemple : rihibary, rihimangahazo. Ce dernier nom s'emploie aussi pour l'eau de cuisson du manioc qui est épaisse et gluante (Malzac).
Ohatra  9  Notaterina tamin' ny barikabe avy eny an' ony ny rano hanaovam-peta sy rihitra. [2.470]
10  Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra [2.996]
Voambolana  11  Toe-karena: fanorenana
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Sampanteny 
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny rihitra io

Fivaditsoratra  22  hairitr, hiratry, hiritra, hitrira, rihitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02